Eto amintsika ihany no misy dokotera lasa Tale CHU

  • mardi, 14 février 2023 20:29
  • Super User

Ny CHU dia centre hospitalier universitaire, izany hoe hopitaly fitsaboana, no ivotoerana fikarohana, no fampianarana.

Tsy maintsy Professeur izany no lehiben'ny hopitaly, izay rahateo ny lalàna mifehy azy.

Nefa dia dokotera no napetraka ho Tale, izay izy izany no hibaiko sy hifehy Profesora.

Io anie tsy natao fotsiny hoe andrindra ny administration e.
Misy fenitra ny sehatry ny fitsaboana, ary ao indrindra no mihoatra noho ny miaramila, ny Grade no miresaka eo.

Samia salama aby e.
Patrick

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.