Mety efa nandalo teto Ukraine ihany ny psam

  • jeudi, 27 octobre 2022 12:34
  • Super User
  • Sary Ukraine nindramina

Aiza koa no hisy fiara tratran'ny daroka baomba, ka nivaha ny goujon, dia ny pneu nandry nanohana ny fiara, ary ny capot motera sy varavarana aloha aoriana nisokatra daholo.

Ny fiara polisy roa mihitsy amin'izany.
Mba efa fanararaotan'ny psam e. Kay tsy aty ihany.

Tsara andro e.
Patrick

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.