Sao mba efa atao fiafenana ilay vodiondry hoe fomba

  • lundi, 24 octobre 2022 09:23
  • Super User

Marina fa ny zanaka tsy amidy, fifankatiavana ny an'ny tanora, fa ity vodiondry 5000ar, tapimason'anadahy 500ar, ala volofotsy bébé 1000ar ity kosa efa tsy izy e, na ny sakafo aroso anareo mianakavy tonga mangataka ilay zazavavy aza efa antapitrisany.

Aleo foana ilay omby asesy dia ny tompon-janaka no mifidy iray amin'ilay ombilahy mazava loha e.

Tsara andro aby.
Patrick

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.