"Mangididy ny tanako"

  • jeudi, 06 octobre 2022 21:09
  • Zakaria

Tao anaty taxi-be.

- Mangididy ny tanako hoy ilay rangaha teo aloha, mety misy vola hiditra izany.

Namaly ilay vadiny,
- Lanin'ny moka i tena ka vola inona no hiditra amin'i tena eo, tena aza tsy miasa fa mbola za no mandoa ny frais-tena eo.

OUPS, nangina ny iray taxi-be.

Tafandria mandry e.
Patrick

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.