Izay kaontiny dia vidiny

  • mercredi, 05 octobre 2022 11:52
  • Zakaria

Misy ireo mpivarotra akoho nohatavezina aingana, na poulet de chair, no manindrona rano ny akoho mba avesa-danja eo ampamarotana, nefa rehefa andrahoana dia mitsonika miala avokoa ilay rano.

Maninona raha tsy mangalatra ohatr'izany fa amidio amin'ny masokarena sy ny tombom-barotrao fotsiny, dia izay kaontiny eo dia vidiny e.

Bon appétit
Patrick

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.