Miandry ny fampakara-karama ireo be antitra misotro ronono

  • mercredi, 24 août 2022 09:03
  • Super User
  • Tahirin-tsary nindramina

Raha ny mpiasam-panjakana no efa nisitraka ny fandraisana ny fampakarana ny fisotroan-dronona, rehefa nakarin'ny fitondrana ho 250 000ar ny karama farany ambany, dia mitanin'andro miandry ny ampitso lava kosa ireo mpisotro ronono avy amin'ny Orinasa tsy miankina.

Mahereza aby.
Patrick

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.