Inona no hianarana analyse any amin'ny série scientifique ?

  • mardi, 23 août 2022 10:26
  • Super User

Misy matière iray izay, na chapitre izy aty amin'ny série scientifique latsaky ny Bacc, atao hoe Analyse.

Matematika ny fijery azy rehefa mianatra.
Fa azo ampiharina amin'ny zavatra maro izy, indrindra ny fomba famahana olana an-davanandro.

Aza raisina ho Mathematiques fotsiny ireny, fa tena hoe analyse differentielle, apetraka inona no olana, combien d'inconnue, mila mitovy amin'ny nombre d'inconnue izany ny nombre d'équation.

Dia esorina ny tsy ao anaty domaine de définition, izany hoe ireo tsy tokony anaty kajy sy famahana olana, dia vahana tsirairay par élimination ny inconnue, dia soloina ny valeur connue, ny variable, farany hita eo ny vaha olana.

Ohatra :

Ady any Ukraine sy Russie.

Olana io, ary betsaka ny impact aty amintsika, na dia tsy ao anaty ady mivantana aza isika, hors du domaine définition eo izany aloha isika.

Tokony hiditra amin'ny famahana olana any ve i Madagasikara ?
Non avy hatrany ny valiny, satria tsy ao anatin'ny domaine de définition isika.

Inona no paramètres :

1- Raha miaraka amin'ny Occidentaux (Union Européenne sy USA), izay ao anaty domaine de définition, dia hiady amin'i Russie isika ;
2- Raha hiaraka amin'i Russie, dia voadakan'ny Occidentaux, ka hidiany daholo ny robinet FMI, Banque mondiale, Fond Européen, izay mampinono antsika aloha hatreto ;
3- Hipetraka ampovoany, tsy homba ny atsy na ny eroa, fa hivondrona hiaraka amin'ireo Firenena mitovitovy amitsika.

Inona kosa ny Connue :

1- Manana ireo harena tsy ananan'ny Occidentaux, nefa ilain'izy ireo isika.
2- Mitady partenaire géostratégique ny Russe, miaraka Chine, Brésil, Inde, Sud Afrique, na ny Brics.
3- Manana vondrona Afrikanina isika, ny OUA, ny SADEC, ny Comesa

3 inconnues <=> 3 équations.
Le compte est bon, calculons la Matrice à 3 inconnues et 3 équations.

Anjaranareo ny sisa, hihihi

Bonne journée.
Patrick

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.