Pilo kely : 3200ar ny 1kwh aty Mandoto

  • lundi, 22 août 2022 17:05
  • Super User

Noho ny fiakaran'ny vidin'ny solika, hoy ny mpandraharaha mamatsy herinaratra aty Mandoto, dia nakarina 3200ar ny 1Kwh.

Raha mampiasa jiro 4 izany manomboka amin'ny 6ora hariva ka hatramin'ny 10ora alina, dia mampamangy ny 3000ar.

Matoria aloha malaky inareo ao Mandoto, fa tsy latsaky ny 100 000ar ny fakitira iray volana amin'ny jiro.

Bonne nuit o.
Patrick

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.