Raikitra indray ny Fondation IEM

  • mercredi, 06 juillet 2022 21:44
  • Super User

"Hanangana Université manara-penitra ka ireo mahazo mention amin'ny Bac tsy mandoa vola miditra ao.

Université sangany aty Afrika, enjehantsika ny fahatarana 20 taona lasa.
Efa niresaka tamin'ny Sinoa, Frantsay, fa hisy mpampianatra avy any ampianatra ao", hoy ny Filoha Andry Rajoelina.

Izy moa tsy nandia teny amin'ny Université teto Madagasikara, ka tsy hainy, fa ny antsika no efa sangany taty Afrika, fa io novolosana io ny sangany, na famatsiam-bola aza tsy omena azy, mpampianatra tsy voaloa karama, mpiasa tsy mahazo vola efa 17 volana ny sasany, ny bourse tsy misy tokotaniny, digitalisation aza tsy voafehy, ny ministera esorina aminy ny fahefana, potipotehina amin'ny ministera hafa, ka izy no tratra farany omen-tsiny.

Tafandria mandry e.
Patrick

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.