Tsy ho mpitondra mandrakizay

  • jeudi, 24 mars 2022 20:44
  • Super User

Mila manana fanetren-tena, ary mahatsapa fa tsy anao io fanjakana io, ary tsy ho mpitondra mandrakizay, ka entina hietraketrahana ny fahefana eo ampela-tanana, asa iza no anagadra izao, ianao sa ilay Jeneraly norahonanao ho gadraina ?

La roue tourne, au suivant ou à la suivante.

Tafandria mandry e.
Patrick

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.