Pilo kely : 20 avo heny amin'ny vola amatsiana ny Kaominina manerana ny Nosy ny vola lany teleferika

  • mardi, 15 mars 2022 16:25
  • Super User

Nakarina 30 tapitrisa ariary ny famatsiam-bola omena ny Kaominina manerana ny Nosy.

Misy 1600 eo ny kaominina, mitentina 48 miliara ariary izany ny vola ampandrosoana ny faritra manerana ny nosy.

Teleferika eto Antananarivo, izay olona 40 000 manan-katao ihany no misitraka azy isan'andro, andaniana 1 000 miliara ariary, hatramin'ny zana-bola averina mandritra ny 14taona.

Mandria fo atsika e.
Patrick

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.