Pilo kely : Sao mba ovaina amin'izay ny Lalampanorenana

  • jeudi, 16 décembre 2021 21:09
  • Super User

Andininy 1 : Tsy mandray fanampiana intsony ny firenena Malagasy.

Hatramin'ny Banky iraisam-pirenena koa ity milaza fa anome fanampiana an'i Madagasikara, hatramin'oviana koa ny banky no anao asa sosialy ?

Tafandria mandry, fa mitady ampatory mitsangana daholo ireto izy an.
Patrick

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.