Io na fafanao aza ny compte nao, efa vita capture daholo io

  • jeudi, 02 décembre 2021 20:35
  • Super User

Fahendrena manaja tena mialà, rehefa tsy zakanao ilay toerana NAMPINDRAMINA anao, fa tsy hoe nanohana ny filoha ianao dia mahazo valisoa.

Raha za aloha ny teo amin'ny toeran'ny Filoha, na mety manana ny marina aza ianao dia nangatahiko taminao ny fialanao, rehefa tsy mahay miala dia andron'iny dia voaroaka.

Tsy midika akory hoe manana ny marina koa ilay minisitra iray, fa izy fetsy lavitra nahay ni camoufle noho ianao manta vava tety imason'olona, nefa ianao vice-ny, izany hoe eo ambany fiadidiany, sur fa hiteny izy hoe, mialà rehefa tsy mahazaka feheziko.

Bonne nuit.
Patrick

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.