Pilo kely : Ahiahy tsy hihavanana

  • jeudi, 25 novembre 2021 19:35
  • Super User
  • Sary nindramina

Tsy aleo ve atao sac lokom-boasary ihany ty "ciment mora" ity, sao afangarondreo amin'ny stock ndreo eo foana ty anareo mora ity, nefa ny prix ndreo lafo no amarotandreo azy.

Na koa sao endrikendrehan'olona eo koa nareo hoe ny an'olona efa tonga teto indray io nobakoavinareo io, dia hoe tonga ny "ciment mora". Mety ho tafakatra 500 000$ manko ny fatiantoky ny tompony raha sanatria ka ho izay.

Tafandria mandry e.
Patrick

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.