Hay moa fotodrafitrasan'ny ministeran'ny fiarovana ny kianja monisipaly Mahamasina na Kianja Barea

  • lundi, 22 novembre 2021 20:33
  • Super User
  • Sary nindramina

Ny tsininy kely, tsy hita any amin'ny tetibolan'ny MDN, défense nationale, na any amin'ny tetibolam-panjakana 2019 mihitsy ity 285 miliara ar (77 millions de dollar) hanamboarana azy ity. Tsy re tsaika ihany koa ny appel d'offre tamin'izy ity.

Tandremo ihany ry PRMP fa dia fonosy blindé tsara ny hatoka rahatrizay, sao tratra farany eo. Ireo mpihogahoga iala ilany aby.

Tafandria mandry aby e.
Patrick

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.