Pilo kely : Fantaro ihany ny anaram-bady

  • jeudi, 18 novembre 2021 19:51
  • Super User

Mpanao asa tanana :

- Allo, tsy ampy ramose ilay fitaovana fa mila ampiana ilay avance
- Alefa Mvola ?
- Ie, alefaso amin'ity numero n'ny vadiko ity
- Iza moa ilay anaran'ny vadinao ?
- (Mibitsibitsika amin'ny vadiny : iza moa ilay anaranao teo ?)

Mila manao matihanina ihany na dia mpanao asa tanana aza.

Tafandria mandry e.
Patrick

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.