Maninona raha sokafana ny fihariana volamena

  • vendredi, 17 septembre 2021 20:51
  • Super User
  • Tahirin-tsary fampihaingoana

Sokafo ny seham-pamokarana sy fanodranana volamena, dia mandeha amin'ny ara-dalàna avokoa ny rehetra, sady mahazo vola ireo Malagasy mpitrandraka sy mpisehatra amin'ny volamena miisa 5 tapitrisa, no idiram-bola ny fanjakana amin'ny alalan'ny hetra.

Izao lasa resaka an-tsokosoko sy kilalaka ary rallye tsy misy bedy daholo no miainga.

Tafandria mandry e
Patrick

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.