Mahamasina : Tany Masina

  • lundi, 30 août 2021 11:51
  • Super User

Zaho efa miteny matetika hoe rehefa anao zavatra, indrindra fangataham-pitahiana, fanombohana asa, fitokanana fotodrafitrasa vaventy, dia ataovy amin'ny misandratr'andro, alohan'ny amin'ny 12ora atoandro, toy ny fampakarana Sainam-pirenena, azo tohizana alina avy eo ny fety.

Lazaina fa finoanoam-poana sy fanompon-tsampy mihitsy aza izany.

Isika Malagasy manana fototra sy fiaviana, mihorina amin'ny Tany Masina.

Mahamasina ilay resaka eto.

Mba arao ihany ny fomba e. Io izy io, mikorontana aby.

Ka aza be fahatezerana izany, fa ny atao no tsy milamina dia mikorontana e.
Matetika ny olona diso no manangam-bovona mody tezitra anafenany sy anilihina amin'ny hafa ny adisoany.

Zay fa mbola tsy Pilo hariva io, fa alohan'ny sakafo atoandro.

Mazotoa homana aby
Patrick

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.