Ramainandro - Faratsiho : Voasambotra i Zeze, nanolana sy namono vehivavy niara-nitsipona tapia taminy

  • dimanche, 15 novembre 2020 19:49

Nahitam-bokatra ny fanadihadiana nataon’ny zandary taorian’ny fahitana fatim-behivavy iray, ny 03 novambra 2020 tao anaty ala tapia tao Ambatonombalahy Fokontany Ambohitrambo, Kaominina Ramainandro, Distrikan’i Faratsiho, Faritra Vakinankaratra.

Voasambotra ny harivan’ny 07 novambra 2020 i Zeze, izay voalaza fa tompon'antoka tamin'ny fanolanana, niafara tamin’ny famonoana nahafaty vehivavy iray, izay niaraka taminy nitsimpona tapia, ny marainan'io 03 novambra 2020 io.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.