Bevovotany-Isandra : Avotra ilay takalon'aina, dahalo iray maty voatifitra

  • vendredi, 13 novembre 2020 11:16
  • Sary nindramina

Avotry ny miaramilan'ny ZRPS ALPHA 2, ny 7 novambra teo, tao Bevovotany Distrikan'Isandra, ny tovovavy iray nataon'ny dahalo takalon'aina.

Lavo nandritra ny fifandonana tamin'ireo miaramila kosa ilay dahalo.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.