Ambalavao Tsienimparihy: Miaina delestazy manomboka anio

  • dimanche, 27 septembre 2020 19:48
  • Sary nindramina

Namoaka fanambarana ny JIRAMA fa ifandimbiasana ny fahazoana herinaratra ao Ambalavao manomboka anio noho ny faharitan’ny rano manodina ny milina mpihary herinaratra ao Ambodikimba Ranomafana.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.