Iavoloha: Fiara nentina mamo, nandratra miaramilan’ny CAPSAT

  • mercredi, 03 juin 2020 22:08
  • Sary: Fiarovam-pirenena

Ny 02 jona tokony ho tamin'ny 09 ora alina no nitranga ny loza teo Iavoloha. Fiara nentina lehilahy mamo no nanivaka ny sakana, ka nandratra miaramilan’ny CAPSAT iray. Nalefa notsaboina avy hatrany teny amin'ny Hopitaly Miaramila ilay naratra, nogiazana ambalam-pamonjana ny fiara. Natolotra ny Zandarimaria miandraikitra ny famotorana ilay mpamily.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.