Ambatondrazaka: Mitaky ny anjara "Vatsy tsinjo" sy "Tosika fameno" ireo mpamily fiara zotra nasionaly sy ireo mpivarotra

  • mercredi, 03 juin 2020 10:15
  • Sary nindramina

Nisy ny hetsika nataon’ireo mpamily fiara zotra nasionaly sy ireo mpivarotra ao amin'ny tsenan'Ambatondrazaka mitaky ny anjara fanampiana "Vatsy tsinjo" sy "Tosika fameno" hiatrehana izao hamehana ara-pahasalamana izao.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.