Fihaonana – Tsiroanomandidy: Manana tsenan'omby isaky ny Talata sy Alarobia

  • mercredi, 03 juin 2020 09:53
  • Sary nindramina

Nosokafana ofisialy ny talata 2 jona 2020 ny tsenan'omby ao amin’ny Kaominina Fihaonana, Distrika Tsiroanomandidy. Fanirian’ny Mpandraharaha omby sy ny tantsaha mpiompy omby ny fisokafan’ity tsenan’omby ity. Talata sy Alarobia no tsenan'omby ao Fihaonana.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.