Ambalaromba-Bealanana: Tovolahy 27 taona maty nihantona teny ambony hazo

  • dimanche, 24 mai 2020 19:49
  • Sary nindramina

Vono olona sa famonoantena ? Tovolahy iray, 27 taona, no hita faty nihatona teny ambony hazo ny marainan’ny zoma 22 may 2020 tao Ankiakalava Kaominina Ambalaromba Distrika Bealanana.

Efa eo ampelantanan’ny fianakaviany ny razana, misokatra kosa ny fanadihana hamantarana ny anton’izao faty olona izao.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.