RN 33A – Tsaratanana: Mirotsaka manarina lalana simba ny Miaramilan’ny 322 Compagnie ny 2RM3

  • samedi, 25 janvier 2020 19:44
  • Sary nindramina

Tapaka eo amin'ireo Fokontanin'i Ambolosy sy Andranonampaga eo anivon'ny Kaominina Ambakireny Distrikan'i Tsaratanana ny RN 33A, vokatry ny andro ratsy nitondra orambe farany teo

Mandray andraikitra feno manoloana ny voina izay mitranga amin'ny fanamboarana ny lalana ny miaramila avy ao amin’ny 322 Compagnie ny 2RM3, araka ny toromariky ny Minisitry ny Fiarovam-pirenena.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.