Morafeno – Antsiranana: Vehivavy maty nianjeran’ny andrinjiron’ny Jirama

  • dimanche, 27 septembre 2020 19:09
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Vehivavy iray, 36 taona, mpivarotra dalaly katakata (mpivarotra akondro mandehandeha) no maty tsy tra-drano nianjeran'ny andrinjiron’ny Jirama teo Morafeno omaly.

Efa tsy nisy tariby ilay andrinjiro hazo izay efa lo, no izao nianjera tampoka ka namono olona izao.

(Jereo Sary  Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.