Lolot Ratsimba: Ny zoma 26 jona no alevina any Talata Volonondry

  • mercredi, 24 juin 2020 21:51
  • Zakaria

Hiala ao an-tranony eny Ambatobe ny nofo mangatsiakany ny zoma 26 jona amin'ny 10ora maraina, ary ho entina ao amin'ny Fiangonana Hermona Finoana Ambatobe hanomezam-boninahitra an'Andriamanitra, mialoha ny hametrahana azy any amin'ny fasan-drazany eny Talata Volonondry.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.