Antsiranana: Mitaky ny handoavana ny « vacation baccalauréat 2019 » ireo nisahana izany

  • lundi, 08 juin 2020 19:35
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Nivory tao amin’ny lycée Zafy Albert Antsiranana androany alatsinainy 8 jona 2020 ireo mpampiatra , mpitsara fanadinana sy ny mpiambina fanadinana, niasa tamin’ny bakalôrea in-droa miantoana ny taona 2019.

« Mitaky ny hanafainganana ny fandoavana ny « vacation » izahay mba tsy ho tonga amin’ny fanakatonana ny sekoly », hoy ny fanambarana nataon’izy ireo teo anatrehan’ny Cisco Antsiranana 1 sy DRENETP DIANA. Hitohy rahampitso maraina ny fihaonana.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.