Toamasina: Voatendry ho talem-paritry ny fahasalamana Dr Razafiarisoa Célestine Vavy

  • dimanche, 24 mai 2020 22:48
  • Zakaria

Voatendry nandritra ny Filankevitry ny minisitra manokana androany alahady 24 may 2020, ho talem-paritry ny fahasalamana Toamasina Dr Razafiarisoa Célestine Vavy, misolo toerana an’i Dr Rakotoarimanana Raymond.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.