Arivonimamo RN1: Moto scooter nifandona tamin’ny Express, roa naratra mafy

  • dimanche, 24 mai 2020 20:25
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Moto scooter nanao taingin-droa hiazo an’Arivonimamo no nifandona tamina fiara Renault Express androany alahady 24 may, maraina teny andrefan’Arivonimamo amin’ny lalam-pirenena voalohany (RN1).

Naratra mafy ireo mpitaingina moto, ary nalefa tsaboina ao amin’ny hopitaly Arivonimamo. Nisy fahasimbana ny ila havia anoloana amin’ilay fiara izay tafavoaka ny lalana.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.