Ivandry - Antananarivo: Tariby mitondra herinaratra namono olona

  • mercredi, 08 janvier 2020 21:25
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Vehivavy iray no namoy ny ainy, main'ny herinaratra nentin'ny tariby tapaka ka nidaboka tamin'ny lalankely izoran'ny mponina.

Nandritra ny oram-baratra narahin-tafiotra teto an-drenivohitra no nisehoan'ny loza androany tolakandro, teny Ivandry.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.