Tosika Fameno : Miisa 56 250 ireo mpampianatra misitraka

  • mercredi, 09 juin 2021 20:19

Miisa 56 250 ireo mpampianatra misitraka ny Tosika Fameno mitentina 100 000 Ariary, ary 53 483 kosa no isan'ireo mpampiantra hisitraka ny « Aide spéciale unique » izay mitetina 300 000 Ariary isan’olona.

Maherin’ny 2 177 miliara Ariary no fanampiana ho an'ny sekoly tsy miankina, izay ahitana sekoly 4 000, mpampianatra 36 500 ary Directions Nationales, ONG sy fikambanana miisa 10.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.