FITEFA: Nanampy ireo mpianatra zanak’Antsiranana may trano teny Ankatso

  • dimanche, 27 septembre 2020 19:31
  • Sary nindramina

Nitondra fampitaovana sy lelavola ho fanampiana ireo mpianatry ny oniversite may trano tao amin’ny Bloc Amicale II teny Ankatso ny FITEFA (Fikambanan’ny Teraky ny Faritany Antsiranana) tarihin’i Bekasy Jonhfrince.

Miisa 25 ireo mpianatra zanaky ny Faritany Antsiranana, traboina noho io haintrano io.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.