HCC : Hotanterahina ny zoma 11 Jona ny famindram-pahefana

  • mercredi, 09 juin 2021 20:22
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Mijoro ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana (HCC) ka nandray ny asany ny mpikambana vaovao miisa sivy nanomboka ny Alakamisy 8 aprily 2021, ary haharitra fito taona ny fe-potoam-piasan’izy ireo.

Roa volana aty aoriana, ny zoma 11 Jona 2021 izao amin’ny 10ora etsy Ambohidahy no hanaovana ny famindram-pahefana eo amin’ny Filohan'ny HCC teo aloha Rakotoarisoa Jean Eric sy ny Filoha vaovao Rakotoarisoa Florent.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.