Rivo Rakotovao : Mampirisika ny Malagasy mba hisitraka vaksiny iadiana amin’ny Covid-19

  • lundi, 07 juin 2021 20:30
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Vita vaksiny iadiana amin’ny Covid-19 tamin'ny faran'ny herinandro teo ny Filohan'ny Antenimierandoholona teo aloha Rivo Rakotovao sy ny vadiny, ary mampirisika ny Malagasy mba hisitraka izany mba hahafahantsika miaina indray ny fiainana andavan'andro.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.