Governora: Herintaona izao no nanendrena ireo andiany voalohany

  • dimanche, 27 septembre 2020 19:18
  • Zakaria

Feno herinataona ny 25 septambra 2020 ny nanombohan’ny fanendrena an’ireo Governoran'ny Faritra. Niisa 11 izy ireo no voatendry tamin’ny andiany voalohany ny 25 septambra 2019.

Nanambara ny filoham-pirenena fa ho voatendry alohan'ny faran'ny taona 2019, ireo Governora ambiny.

Herintaona aty aoriana dia mbola misy Faritra efatra, Amoron’i Mania, Betsiboka, Ihorombe ary Melaky tsy mbola manana Governora.

Lehilahy avokoa ireo Governoran'ny Faritra miisa 18 voatendry sy amperin’asa hatreto.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.