Filtrer les éléments par date : dimanche, 01 août 2021

Nitafa tamin'ny mpanao gazety androany 1 aogositra 2021 ny Procureure Génèrale, Razafiarivony Berthine eo anivon'ny fitsarana ambony. Nandritra izany no nanaovany tatitra ny fizotry ny fanadihadiana mikasika ilay raharaha APOLLO 21 nikasana hifofo ny ain'ny Filoham-pirenena.

Publié dans A la Une

01 aogositra 1985 - 01 aogositra 2021, feno 36 taona katroka androany ny nanafihana sy nandravana tamin’ny basy marovava sy fiara mifono vy ny foiben’ny Kung Fu sady toeram-ponenan’i Grand Maitre Pierre Mizael na Pierre Be teo Ambatomainty Boriborintany fahadimy Antananarivo.

Nandriaka ny rà tamin’izay andro izay, maro ireo namoy ny ainy, ao ireo mitondra takaitra mandraka ankehitriny.

Rakotoarijaona Pierre Mizael no tena anarany fa Pierre Be hoy ny sasany. Teraka ny 06 aprily 1949 tao Ambohibary Sambaina Antsirabe izy, ary nanjavona io 01 Aogositra 1985 nanafihana ny fonenany tao Ambatomainty Antananarivo io.

Publié dans Vaovao

01 août : Journée internationale de la frite belge.

 

Publié dans Fil info

01 août : Semaine Mondiale de l'allaitement maternel.

 

Publié dans Fil info