Filtrer les éléments par date : mercredi, 07 juillet 2021
mercredi, 07 juillet 2021 18:50

Chiffre du Jour Air Madagascar

- Air Madagascar vol long courrier

1 avion Airbus A340 opérationnel
600 salariés

- Tsaradia vol intérieur
1 ATR opérationnel
3 ATR au sol
300 salariés

 

 

Publié dans Economie
mercredi, 07 juillet 2021 18:33

Finex : Mandidy dia homana

Hatramin'ny nisian'ny MID na ny tsenan'ny vola vahiny, izay mitsingevaheva arakaraky ny vola Dollar sy Euro, dia misy ihany koa ny Finex na ny Service de la Finance Extérieure mba hikarakarana ny vola vahiny, ny famerenana ny vola vahiny, fividianana vola vahiny, ny petra-bola sy ny Renivola vahin'ny Orinasa, ny fitrosana vola vahiny.

Ny vola ariary na MGA tokoa manko, dia mitsingevana arakaraky ny filana vola vahiny, ho an'ireo mpanafatra entana, na ny famarotana ny vola vahiny ho an'ireo avy namarotra entana ka ampody ny volany eto Madagasikara.

Samihafa ny sandan'ny vola vahiny raha hividy izany ireo mpanafatra entana, sy ny sandan'ny vola vahiny raha amerina ny vola.

Ny elanelan'izay, na ny perte de change, dia ny banky sy ireo mpisera vola vahiny, bureau de change, no mahazo tombony amin'izany.

Inona moa ny tanjona :

Publié dans Editorial