Filtrer les éléments par date : mardi, 06 juillet 2021

Hotanterahina manerana ny tanin’ny Repoblikan’i Madagasikara ny tontolo andron’ny Talata 6 jolay 2021 ny fanadinam-panjakana CEPE.

Miisa 546 365 ny mpiadina manerana an’i Madagasikara izay mitsinjara amin’ny foibem-panadinana 1956 raha toa ka miisa 17 747 ny efitranom-panadinana. Niakatra 3% ny tahan’ny fitomboan’ny mpiadina raha oharina tamin’ny heritaona.

Amin’ireo mpiadina miisa 546 365 dia miisa folo fito amby (17) ny tsy mahita, enina (06) ny tsy dia mahita tsara, efa-polo valo amby (48 ) ny marenina, fito (07) ny sembana ara-batana raha toa ka iray (01) ny sembana ara-tsaina.

Efapolo eninamby (46) taona ny zokiny indrindra amin’ity fanadinana ity izay tsara ny manamarika fa mpiadina vehivavy avy any amin’ny Fari-piadidiam-pampianarana (CISCO) Fianarantsoa izy io.

 

Publié dans Tselatra
mardi, 06 juillet 2021 08:58

No comment

No comment

 

Publié dans Fil info

6 juillet : Journée Internationale du baiser.

 

Publié dans Fil info

Nanao fanambarana ny Federasiona malagasy ny baolina kitra fa tsy handray anjara amin’ny fifaninanana COSAFA CUP 2021 hatao atsy Afrika Atsimo i Madagasikara noho ny toe-draharaha ara-pahasalamana misy ao an-toerana.

 

Publié dans Sport

Tontosa ny tontolo andron'ity sabotsy 3 jolay ity tao an-drenivohitr'i Vakinankaratra ny hetsika, “Journée Start Up”, hetsika ara-toekarena hanohanana sy hampahafantarana ireo tanora miantsehatra amin’ny fandraharahana nokarakarain’ny FIVMPAMA Vakinankaratra.

Tanjona, raha ny nambaran’Atoa Razafiarison Andrianavalomanana, filohan’ny FIVMPAMA dia ny hanehoana sy ampahafantarana ireo tanora miantsehatra amin’ny fandraharahana ao Vakinankaratra, ahafahan’izy ireo mampahafantatra ny vokatra vokariny sy hifandraisany amin’ny mpiara-miombon’antoka ihany koa.

Nambaran’ny filohan’ny FIVMPAMA ihany fa ny tanjon’izy ireo dia ny fampirisihana ny tanora mba handraharaha aorian’ny fianarany, fa tsy ny hitady asa satria nambarany fa 400 000 isan-taona ny olona tokony hiantsehatra eo amin’ny asa, kanefa eto Madagasikara dia tsy misy ny asa, ka ireo tanora no entanina mba hamorona asa hiasan’ny hafa fa tsy ny hiasa aman’olona foana.

Publié dans Economie

Déclaration OMS sur l’essai clinique du CVO+ curatif
05 July 2021

Antananarivo/ Brazzaville – L’Organisation mondiale de la Santé (OMS) voudrait rappeler qu’il n’existe pas encore de traitement antiviral spécifique dont l’innocuité et l’efficacité soient prouvées pour le traitement de la COVID-19. Les corticostéroïdes et l'oxygène médical sont essentiels pour sauver la vie des patients gravement atteints par la COVID-19.

L’OMS a élaboré des directives de traitement et mise en place une démarche méthodologique robuste pour non seulement évaluer les nouvelles preuves accumulées dans les pays, mais également faire des recommandations sur de nouveaux traitements de la COVID-19. Si un produit de la médecine traditionnelle s'avère sûr, efficace et de qualité garantie dans des essais cliniques randomisés, il sera pris en considération pour recommandation dans les directives de l'OMS. Une recommandation sur son utilisation peut conduire à une fabrication locale accélérée et à grande échelle.

Le gouvernement Malagasy vient de rendre public les résultats d’un essai clinique Phase III sur le CVO+ curatif (Remède Traditionnel Amélioré), sous forme de gélules à base d’extraits lyophilisés d’Artemisia annua et d’autres plantes médicinales et destiné au traitement des formes légères et modérées de la COVID-19.

Publié dans Sociale