Filtrer les éléments par date : lundi, 12 juillet 2021

Fahombiazana ny Tsenaben'ny Fizahantany andiany faha 3, notanterahina teny amin'ny zaridainan'Antaninarenina – Antananarivo ny Alakamisy 8, Zoma 9 ary ny Sabotsy 10 jolay 2021 lasa teo.

Nahatratra 8 535 ny isan’ny mpitsidika tonga, liana tamin’ireo tolotra samihafa momba ny fizahantany anatiny, raha toa ka teo amin’ny 7 000 no novinavinaina ho avy.

Tsiahivina fa maimaimpoana ny fidirana tamin’ity hetsika ity.

(Jereo Sary Tohiny)

Publié dans Economie

Tanterahina manomboka androany alatsinainy 12 jolay manerana ny diosezy miisa 14 amin’ireo 21 eto Madagasikara ny bakalôrea katolika. Haharitra hefarana izany (4 andro).

 

Publié dans Tselatra