Filtrer les éléments par date : dimanche, 11 juillet 2021

Ankoatran’ny lanja ara-tontolo iainana sy ny fihariana ananan’ny Faritra Arovana dia fiantsampazan’ny olona manodidina azy izy ireny rehefa mandalo fotoan-tsarotra.


Olona miisa enina no tratra tao amin’ny « Zone Tampon » tao amin’ny Ala Arovana ao Mandena, Tolagnaro ny alin’ny 6 sy 7 jolay teo, tamin’ny 9 ora sy sasany alina, raha nanao fisafoana ny ekipan’ny DREDD Anosy.

Hazo 10 no simba tamin’izany, ka ny 06 dia Harandrato, ny 02 Voapaky ary ny 02 Acacia lectocarpa. Hazo 08 hafa koa efa voavadika.

Tsy ampy taona ny 03 amin’ireo olona voasambotra ireo, ary efa natolotra ny Fampanoavana avokoa izy enina ireo.

 

Publié dans Vaovao

Hiresaka amin'ny vahoaka Malagasy ny Praiminisitra Lehiben'ny Governemanta NTSAY Christian anio Alahady 11 Jolay 2021 amin'ny 8 ora alina ao amin'ny TVM.

 

Publié dans Tselatra

11 juillet : Journée Mondiale de la population.

 

Publié dans Fil info