Filtrer les éléments par date : jeudi, 01 juillet 2021

1er juillet : Journée mondiale du bandeau blanc contre la pauvreté

 

Publié dans Fil info
jeudi, 01 juillet 2021 13:41

1er juillet : Journée mondiale du reggae

1er juillet : Journée mondiale du reggae

 

Publié dans Fil info
jeudi, 01 juillet 2021 13:40

No comment

No comment

Publié dans Fil info

Lasa resaka malaza tatoato ny fividian'ny Banky Foibe volamena 1.3 tonnes entina anamafisana ny sandam-bola malagasy.

Nefa iarahan'ny rehetra mahita fa mitohy mitotongana ny Ariary, ary efa lasa mihoatran'ny 4591 Ar ny vidin'ny Euro, ary tafakatra 3867 Ar ny Dollar.

Etsy ankilany, dia mbola giazan'ny fanjakana tsy sokafana ny tsena ivelany amin'ny volamena, ary mbola mibahan-toerana ny fanenjehana sy fanagadrana ireo mpandraharaha malagasy misehatra amin'izany fihariana volamena izany, izay mahatratra 5 tapitrisa eo ireo Malagasy mivelona amin'io mivantana.

1- Tantaran'ny vola

Raha iverenana ny tantaran'ny vola, dia fifanakalozana (Troc) no nisy taon-jato maromaro talohan'i Jesoa Kristy.

Nananosarotra anefa izay fifanakalozana izay, satria raha mila vary 1gony ianao, nefa atakalo omby 1, dia ny omby tsy azo didiana ka asiana ambiny na fameriny.

Nitsiry ny hevitra nampiasa vokatra hafa natao sandany, toy ny voamaina, asa tanana, fa mora simba tsy azo notehirizina ela ihany koa. Dia nampiasaina ny vatosoa, ny vy, ny varahana, ny volafotsy ary ny volamena.

Publié dans Editorial
jeudi, 01 juillet 2021 09:27

No comment

No comment

Publié dans Fil info