Filtrer les éléments par date : mardi, 08 juin 2021

“Vita zay vaksiny miady amin'ny COVID”, hoy i Lalaina Nomenjanahary, fantatry ny maro amin’ny solon’anarana Bôlida, mpilalaon’ny Barea an’i Madagasikara, tao amin’ny pejiny Facebook androany.

Mpilalao baolina kitra matihanina, milalao ao amin’ny Paris FC any Frantsa i Bôlida. Mandalo miala sasatra eto Madagasikara izy, ary nisafidy ny hanao vaksiny eto an-tanindrazana.

 

Publié dans Sport

Raha bloqué ny téléphone nao, na tianao averina amin'ny paramètre usine, toy ny nahazoanao azy vaovao.

TANDREMO FA DIA HO VOAFAFA AVOKOA NY APPLICATION SY NY DONNEES REHETRA, fa ireo application Usine na izay efa nataon'ilay mpanamboatra téléphone ihany no averiny eo.

Raha téléphone mbola mandeha dia esory ao avokoa aloha ireo sary sy données rehetra. Esory ny carte donnée raha misy, mba ho fiarovana azy. Tokony tsy voakasika aloha ireo données anaty carte, fa aleo mailo hatrany.

1- Raha mandeha ny téléphone
- Miditra menu
- Paramètres - Settings
- Confidentialité - Privacy
- Réinitialisation (valeur d'usine - Factory Data Reset)

Publié dans Editorial

Efa tonga ao Yaoundé, Cameroun ireo mpilalao Malagasy hiatrika ny fiadiana ny ho tompondakan'i Afrika amin'ny taranja Handball sokajy vehivavy, izay ho tanterahina ny 10 ka hatramin'ny 20 jona 2021 ho avy izao.

(Jereo Sary tohiny)

 

Publié dans Sport

08 juin : Journée Mondiale des océans.

 

Publié dans Fil info