Filtrer les éléments par date : samedi, 05 juin 2021

Mankasitraka antsika rehetra nanaraka, nanohana, nanome hery, nitondra soso-kevitra, nitondra fanakianana tamin'ny fandaharana natao tao amin'ny L'Invité du jour Real TV ny zoma 4 jona 2021.

Misaotra an'i Gascar Fenosoa sy ireo teknisianina mpiara-miasa aminy, misaotra ny tompon'ny Orinasa serasera.

Azonao jerena eto amin'ny facebook na Youtube.

Mirary soa
Patrick

Youtube
https://youtu.be/8WsPLIPYwHs

Facebook
https://www.facebook.com/patrick.raharimanana/videos/10221103130988690

(Jereo Sary Tohiny)

Publié dans Editorial