Filtrer les éléments par date : vendredi, 04 juin 2021

Ho vahinin'i GASCAR Fenosoa anio Zoma 04 Jona 2021 amin'ny 8 ora sy 45 min alina ao amin'ny Fandaharana L’INVITE DU JOUR Atoa.Patrick RAHARIMANANA - Filohan’ny Antoko Politika Vitantsika io.

Arahanao mivantana ao amin'ny Canal TV 30UHF/543.25Mhz, ny Onjampeo Real94 FM, ny WEB Radio Real FM ary eto amin'ny Pejy Facebook Real TV Madagasikara sy Pejy Facebook RAHARIMANANA aorian'ny fampahalalam-baovao.

Hanasàna anao hanaraka izany.

Publié dans Editorial