Filtrer les éléments par date : lundi, 28 juin 2021

Kianja Barea Mahamasina. Fotodrafitrasa ara-panatanjahantena iray miezinezina eto Antananarivo Renivohitra io. Eo andalam-pamitana ny asa ankehitriny, saingy efa afaka nampiantrano ny lanonam-panjakana nankalazana ny tsingerintaona faha-61 taona niverenan’ny fahaleovantenam-pirenena, sady faha-61 taona nijoroan’ny Foloalindahy Malagasy.

Publié dans A la Une