Filtrer les éléments par date : dimanche, 13 juin 2021

Taorian'ny nahatratrana azy tany Sambava tamin'ny resaka kolikoly mitentina 2 000 000ar, raha ny angom-baovao, dia notazonina ho garde à vue ny Mpisolo Tonia mpampanoa lalàna Henri, na substitut ao Antalaha.

Ampakarina aty Antananarivo ary atolotra ny fitsarana miady amin'ny kolikoly rahampitso alatsinainy 14 jona 2021.

 

Publié dans Tselatra

13 juin : Journée internationale de sensibilisation à l'albinisme

 

Publié dans Fil info

Hiresahana ireo fepetra vaovao ara-pahasalamana sy ny mikasika ny fiainam-pirenena ny filoham-pirenena Andry Rajoelina anio alahady 13 jona amin'ny valo ora alina.

 

Publié dans Tselatra