Pilo kely : Ianao andeha hatory, ireo mpivarotra efa mifoha andeha hividy sakafonao maraina
Olombelona toa ny olombelona rehetra ireo mpivarotra, raha tsy misy azy ireo, tsy misy sakafo tonga eo andovianao, ka aoka hajaina izy ireo.
Fandaminana ny tsena ilaina, ary mila manaja ny lamina sy fahadiovana ihany koa ireo mpivarotra, fa tsy niala tamin'ny tantaram-piainan'ny Malagasy ny Tsena, ka izay zavatra rehetra atao, dia efa kajio ao anatiny ny tsena (Stationnement, Stade, manodidina ny sekoly, fiangonana, zaridaina, hopitaly...), tsy misy mpanao sera Gasy andeha tsy hiaraka amin'ny entany mody izany.
Tafandria mandry e, ireo mpiatsena efa mivonona ny andeha alina ho anao.
Patrick
La réunion MD 8191 : Les voyageurs confinés dans des hôtels mais sans bagage
L'avion d'Air Madagascar MD 8191, au départ de la Réunion ce vendredi 18 décembre à 15h30 (heure locale), à destination d'Antananarivo, prévu arrivé à 16h (heure locale) s'est trouvé bloqué à l'aéroport de St Denis la Réunion jusqu'à tard la nuit, pour cause de panne technique.
27 passagers volontaires ont dû descendre de l'avion, avec les bagages de tous les passagers à bord.
L'avion a pu repartir, avec l'invitation du personnel naviguant, de repartir sur les sièges le reste des passagers pour équilibrer le poids de l'avion.
Les 27 passagers volontaires ont trouvés des difficultés pour repasser la frontière réunionnaise.