Ny fanajana lera dia fanajanao ny tenanao

  • dimanche, 27 septembre 2020 19:59
  • Super User

Pilo kely: Ny fanajana lera dia fanajanao ny tenanao sy ny teny nataonao, ary fanajanao izay nomenao na nekenao fotoana.

Ka ny filazana fa ny manao zavatra tsy mora, ny fotoam-bita tsy mahaleo ny sampona, sy ny miala tsiny amin'ny fahatarana izany dia efa fambara tsy fahaizana mandamina fotoana, sy mametraka programa. Tsy nisy nanery anao amaritra fotoana, fa rehefa nofaritana dia tokony nahay naka fepetra mifanaraka amin'izany.

Tafandria mandry e.
Patrick

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.